forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
381 B
Markdown
8 lines
381 B
Markdown
|
# Inona no tsy maintsy hitranga voalohany araka any filazan'i Jesosy?
|
||
|
|
||
|
Tsy maintsy hijaly amin'ny zavatra maro izy ary ho lavin'io taranaka io.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no mety ho fisehon'ny andron'ny Zanak'Olona amin'ireo andron'i Noa sy ireo andron'i Lota?
|
||
|
|
||
|
Maro no hihinana, hisotro, hanambady, hvidy, hivarotra, hamboly, ary hanangana, tsy mahalala fa ny andron'ny faharavana dia efa ho avy.
|