plt_tq/luk/11/05.md

4 lines
183 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Tao amin'ny fanoharan'i Jesosy, nohon'ny inona no nifohazan'ilay lehilahy ary nanomezany mofo ilay namany tamin'ny misasaka alina.
Nohon'ny fikirizana tsy misy henatr'ilay namana.