plt_tq/luk/09/07.md

4 lines
292 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Heroda nandre tamin'ny olona sasan-tsasany fanazavana telo ny amin'ny hoe iza i Jesosy. Inona ireo?
Ny sasany nilaza fa Jesosy dia i Jaona ilay Mpanao batisa nitsangana tamin'ny maty, ny sasany nilaza fa niseho Elia, ary ny sasany nilaza hoe mpaminany taloha nitsangana tamin'ny maty izy.