forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
238 B
Markdown
4 lines
238 B
Markdown
|
# Inona no nataon'ilay vehivavin'ny tanàna tamin'i Jesosy tao amin'ny tranon'ilay Fariseo?
|
||
|
|
||
|
Nandena ny tongotr'i Jesosy tamin'ny ranomasony izy, namafa izany tamin'ny volony, nanoroka ny tongony, ary nanosotra menaka manitra ny tongony.
|