plt_tq/luk/06/20.md

4 lines
161 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Karazana olona inona no lazain'i Jesosy hoe sambatra?
Ireo mahantra , noana, mitomany, ary ankahalaina noho ny amin'ny Zanak'Olona no antsoina hoe: sambatra.