plt_tq/luk/06/01.md

4 lines
207 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no zavatra ataon'ireo mpianatr'i Jesosy amin'ny Sabata izay lazain'ireo Fariseo ho mandika ny lalàna?
Naka salohim-bary ireo mpianatra, nikosoka izany tamin'ny tanan'izy ireo, ary nihinana ny voa.