forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
512 B
Markdown
12 lines
512 B
Markdown
|
# Taorian'ny nampiasana ny sambon'i Simona ho toerana fampianarana ny olona, dia inona no nangatahan'i Jesosy ho ataon'i Simona amin'ilay sambo?
|
||
|
|
||
|
Ento eny amin'ny rano lalina ny sambo ary alatsaho ny aratony mba hisaka hazandrano sasantsasany.
|
||
|
|
||
|
# Tsy nahazo na inona na inona Petera ny alina talohan'io, kanefa inona no nataony?
|
||
|
|
||
|
Nankato izy ka nandatsaka ny aratony.
|
||
|
|
||
|
# Inona no niseho rehefa avy nandatsaka ny arato izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nanangona hazan-drano marobe izy ireo, betsaka tokoa ka rovitra hatramin'ny arato.
|