forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
405 B
Markdown
8 lines
405 B
Markdown
|
# Inona no nataon'i Jesosy tamin'ilay marary izay nentina teo aminy?
|
||
|
|
||
|
Jesosy nametraka tsirairay ny tanany tamin'izy rehetra ary nanasitrana azy rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'ireo demonia izay voaroaka, ary nahoana no tsy navelan'i Jesosy hiteny izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Ireo demonia dia nilaza fa Jesosy dia Zanak'Andriamanitra, ary Jesosy tsy namela azy ireo hiteny satria izy ireo dia mahafantatra fa Izy no Kristy.
|