plt_tq/lam/04/07.md

4 lines
390 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tahaka ny inona ireo mpitarika azy teo aloha, ary ahoana izy ireo ankehitriny?
Ireo mpitarika azy dia tahaka ny oram-panala izay mamiratra, fotsy tahaka ny ronono izy ireo, mena noho ny haran-dranomasina ny vatan'izy ireo, ary tahaka ny safira ny bikan'izy ireo. Ankehitriny dia nanamaizina ny endriny ny aizina, tsy fantatra izy ireo, ary niraikitra tamin'ny taolan'izy ireo ny hodiny.