plt_tq/jud/01/07.md

8 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'i Sodoma, Gomora, ary ireo tanàna manodidina azy ireo?
Nijangajanga izy ireo ary nanaraka filàna tsy araka ny voajanahary.
# Tahaka an'i Sodoma, Gomora sy ireo tanàna manodidina azy, inona no nataon'ireo olo-meloka sy tsy araka an'Andriamanitra?
Nandoto ny tenan'izy ireo tamin'ny nofin'izy ireo, nandà ny fahefana, ary niteny zava-dratsy izy ireo.