plt_tq/jos/24/13.md

4 lines
254 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaeh fa efa nomeny ny vahoakan'Israely?
Nilaza i Yaveh fa efa nomeny ny vahoakan'Israely ny tany izay tsy nasain'izy ireo, ireo tanàna izay tsy naorin'izy ireo, ary ny tanim-boaloboka sy ny tanin'oliva izay tsy nambolen'izy ireo.