plt_tq/jos/22/13.md

4 lines
286 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza ny mpitondra hafatra nalefan'ny vahoakan'Israely tany amin'ny Robenita, ny Gadita, ary ny antsasa-pokon'ny Manase?
Fineasy, zanak'i Eleazara sy mpitarika folo no nalefan'ny vahoakan'Israely ho mpitondra hafatrany tany amin'ny Robenita, ny Gadita, ary ny antsasa-pokon'ny Manase.