forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
384 B
Markdown
8 lines
384 B
Markdown
|
# Iza no nirahin'i Josoa hiambina ny tany manontolo?
|
||
|
|
||
|
Naniraka lehilahy telo isaky ny foko fito i Josoa mba hiambina ny tany manontolo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no notaterin'ireo lehilahy telo isaky ny foko tsirairay tany amin'i Josoa?
|
||
|
|
||
|
Nosoratan'ireo ireo lehilahy telo isaky ny foko tsirairay ny fanoritsoritana ny tany izay tian'izy ireo ho lovany, ary niverina tany amin'i Josoa izy ireo avy eo.
|