plt_tq/jos/10/40.md

4 lines
250 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Josoa sy ny tafik'Israely tamin'ny tany havoana, Negeva, ireo tany iva, ary ireo fototr'havoana?
Nandresy ireo mpanjaka rehetra i Josoa sy ny tafik'Israely ary nataony tsy nisy tafavoaka velona na dia ny izay tamin'izy ireo aza.