plt_tq/jos/06/22.md

4 lines
262 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nandidian'i Josoa ho ataon'ireo tovolahy roa izay nitsikilo tany ivelan'ny tany?
Nandidy ireo mpitsikilo roa lahy i Josoa mba ho any an-tranon'ilay mpivaro-tena ary hitondra azy sy ireo izay miaraka aminy hivoaka, araka ny nianianan'izy ireo taminy.