plt_tq/jos/06/17.md

8 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nasain'i Josoa mba ho avelan'ny vahoaka ho velona rehefa nomen'i Yaveh azy ireo ny fandresena?
Rahaba sy izay rehetra tao an-tranony no nasain'i Josoa mba ho avelan'ny vahoaka ho velona satria nanafina ireo mpitsikilo izy?
# Inona ireo zavatra nolazain'i Josoa tamin'ny vahoaka fa masina ho an'i Yaveh ka tsy maintsy entina ao amin'ny fitoeran-drakitra?
Ireo zavatra vita amin'ny volafotsy, volamena, vy ary varahina no nolazain'i Josoa tamin'ny vahoaka fa masina ho an'i Yaveh ka tsy maintsy entina ao amin'ny fitoeran-drakitra.