plt_tq/job/42/07.md

12 lines
418 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no zavatra ratsy nolazain'i Yaveh fa nataon'i Elifaza sy ireo namany?
Tsy niteny zava-marina mahakasika an'i Yaveh toy ny nataon'i Joba izy ireo.
# Inona no nasain'i Yaveh nomen'i Elifaza mba ho fanatitra?
Niteny azy mba haka omby lahy fito sy ondry lahy fito ho an'ny tenan'izy ireo ho fanatitra dorana Izy.
# Vavak'iza no lazain'i Yaveh fa ho ekeny?
Yaveh dia nilaza fa Izy dia hanaiky ny vavak'i Joba.