plt_tq/job/40/06.md

8 lines
218 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy amin'ny inona no hamalian'i Yaveh an'i Joba?
Yaveh dia mamaly azy avy ao amin'ny tafio-drivotra
# Inona nasain'i Yaveh homanin'i Joba mba hamaliany Azy?
Nasainy nampisikina ny valahany tahaka ny lehilahy izy.