plt_tq/job/33/06.md

4 lines
218 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no antony nomen'i Eliho an'i Joba ka mba tsy hatahorany na hahatsapany fanerena avy amin'i Eliho?
Eliho dia milaza fa mitovy ihany izay ireo eo imason'Andriamanitra ary samy namboarina avy tamin'ny tanimanga.