plt_tq/job/22/09.md

8 lines
269 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hanamelohan'i Elifaza an'i Joba ny amin'ny nataony tamin'ny mpitondratena?
Mihevitra izy fa nandefa maina ny mpitondratena i Joba.
# Inona no lazain'i Elifaza fa nataon'ny aizina tamin'i Joba?
Milaza izy fa misy ny aizina mba tsy hahafahan'i Joba mahita.