plt_tq/job/11/07.md

4 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nihevitra ve i Zofara fa afaka ny hahatakatra an'Andriamanitra i Joba?
Zofara dia nihevitra fa tsy sarotra ho an'i Joba izany satria Andriamanitra dia avo toy ny lanitra, lalina noho ny fiainan-tsy hita, lava noho ny tany, ary malalaka noho ny ranomasina.