plt_tq/job/10/12.md

8 lines
231 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nomen'Andriamanitra an'i Joba?
Andriamanitra dia nanome aina sy fanekena mahatoky azy.
# Inona no hataon'Andriamanitra raha manota i Joba?
Andriamanitra dia hitsikaritra ny otany, ary tsy hanafaka azy amin'ny helony.