forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
279 B
Markdown
4 lines
279 B
Markdown
|
# Ahoana no nanehoan'ireo naman'i Joba telo ny alahelony raha nahita azy izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nanandratra ny feony izy ireo ary nitomany, nandrovitra ny akanjo lavan'izy ireo, nanisy vovoka ny lohan'izy ireo, ary nipetraka tamim-pahanginana tamin'ny tany nandritra ny fito sy fito alina.
|