plt_tq/job/02/01.md

8 lines
293 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no niaraka tamin'ny zanak'Andriamanitra raha niseho teo anatrehan'i Yeveh izy ireo?
Tonga ihany koa i Satana ary nampiseho ny tenany.
# Inona no nolazain'i Satana tamin'i Yaveh ny amin'ny nataony?
Nilaza izy fa nandeha tetsy sy teroa teny amin'ny tany, ary nivezivezy teo amin'izany.