plt_tq/jhn/19/40.md

4 lines
257 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'i Josefa avy ao Armatia sy Nikodemosy tamin'ny vata-mangatsikan'i Jesosy?
Nofonosin'izy ireo tamin'ny lamba rongony sy zava-manitra ny vatan'i Jesosy. Avy eo nalevin'izy ireo tao amin'ny fasana vaovao izay teo an-tsaha ny vatan'i Jesosy.