forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
377 B
Markdown
8 lines
377 B
Markdown
|
# Tamin'iza no nanehoan'i Jesosy ny anaran'ny Ray?
|
||
|
|
||
|
Jesosy naneho ny anaran'ny Ray tamin'ny olona izay nomen'ny Ray an'i Jesosy avy amin'izao tontolo izao.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no namalian'ireo olona nomen'ny Ray an'i Jesosy ireo ny tenin'i Jesosy?
|
||
|
|
||
|
Nandray ny tenin'i Jesosy izy ireo ary nahafantatra marina fa Jesosy dia avy amin'ny Ray ka nino izy ireo fa naniraka an'i Jesosy ny Ray.
|