plt_tq/jhn/16/03.md

8 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana ny olona no handroaka an'ireo mpianatr'i Jesosy hivoaka ao amin'ny synagoga ary hamono ny sasany amin'izy ireo?
Hanao izany izy ireo satria tsy fantatr'izy ireo ny Rain'i Jesosy.
# Nahoana Jesosy no tsy nilaza tamin'ireo mpianatra ny momba ireo zavatra ireo tany am-piandohana?
Tsy niteny azy ireo tany am-piandohana Jesosy satria Izy niaraka tamin'izy ireo.