plt_tq/jhn/15/01.md

12 lines
283 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no tena voaloboka?
Jesosy no tena voaloboka.
# Iza no mpamboly?
Ny Ray no mpamboly.
# Inona no ataon'ny Ray amin'ireo sampana izay ao amin'i Kristy?
Esorin'ny Ray ireo sampana izay tsy mamoa voankazo ary rantsaniny ny sampana izay mamokatra mba hamoa voankazo bebe kokoa.