plt_tq/jhn/13/03.md

12 lines
466 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nomen'ny Ray an'i Jesosy?
Napetraky ny Ray teo am-pelatanan'i Jesosy avokoa ny zavatra rehetra.
# Avy aiza Jesosy ary andeha ho aiza?
Avy amin'Andriamanitra Izy ary andeha hiverina any amin'Andriamanitra.
# Inona no nataon'i Jesosy tamin'Izy nitsangana teo am-pisakafoana?
Nanala ny akanjony ivelany Izy, naka lamba ary nisalotra izany, nandraraka rano tao anaty siny dia nanomboka nanasa ny tongotr'ireo mpianatra ary namafa izany tamin'ilay lamba.