plt_tq/jhn/12/07.md

4 lines
254 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no niarovan'i Jesosy ny fampiasan'i Maria an'ilay menaka (narda)?
Hoy Jesosy hoe: "Avelao izy mba hitazona izay hananany ho amin'ny andro handevenana Ahy. Ho eo aminareo mandrakariva ny mahantra; fa Izaho kosa tsy ho eo aminareo mandrakariva."