plt_tq/jhn/11/38.md

8 lines
458 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fanoheran'i Marta tamin'ny baikon'i Jesosy mba hanala ireo vato manarona ny lava-bato izay nanasian'izy ireo an'i Lazarosy?
Hoy Marta hoe: "Tompo, efa maimbo ny vatany raha amin'izao fotoana izao, satria efatr'andro izao no nahafatesany."
# Inona no valin-tenin'i Jesosy tamin'ny fanoheran'i Marta ny hanalana ireo vato?
Hoy Jesosy tamin'i Marta hoe: "Tsy efa nolazaiko anao ve fa, raha mino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?"