forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
242 B
Markdown
4 lines
242 B
Markdown
|
# Rehefa nitsangana aingana ary nivoaka Maria, dia inona no noeritreretin'ireo Jiosy izay niaraka taminy teo sy nataon'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nihevitra ireo Jiosy niaraka taminy fa andeha ho any amin'ny fasana mba hitomany izy, ka nanaraka azy izy ireo.
|