plt_tq/jhn/11/15.md

8 lines
272 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana Jesosy no faly fa tsy teo tamin'i Lazarosy maty?
Hoy Jesosy hoe: "Faly Aho nohon'ny aminareo, fa tsy tany Aho mba hahatonga anareo hino.
# Inona no heverin'i Tomasy fa hitranga raha miverina any Jodia izy ireo?
Nihevitra Tomasy fa ho faty avokoa izy rehetra.