plt_tq/jhn/09/39.md

4 lines
233 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nambaran'i Jesosy momban ny fahotan'ireo Fariseo?
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka, fa ianareo kosa ankehitriny milaza hoe: 'Mahiratra izahay,' dia mbola mitoetra ny helokareo."