plt_tq/jhn/06/66.md

4 lines
350 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Rehefa nanontany an'ireo roa ambin'ny folo Jesosy hoe: "Tsy te-andeha koa ve ianareo, sa tsia?'', dia iza no namaly ary inona no nolazainy?
Simona Petera namaly Azy ary niteny hoe: "Tompo, ho any amin'iza moa izahay? Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay, ary nino izahay ka manatona mba hahalala fa Ianao no ilay Masin'Andriamanitra."