plt_tq/jhn/06/13.md

8 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Firy ny mofo voaangona taorian'ny sakafo?
Nahafeno harona roa ambin'ny folo tamin'ny sombitsombiny tamin'ireo mofo dimy ireo mpianatra—ireo sombitsombina mofo sisa navelan'ireo nihinana.
# Nahoana Jesosy no niverina teny an-tendrombohitra irery indray?
Niverina Jesosy satria fantany fa, taorian'ny nahita ny famantarana nataony (nanome sakafo an'ireo olona dimy arivo), dia ho tonga hisambotra azy an-keriny ny olona ary hanao Azy ho mpanjaka.