plt_tq/jhn/05/39.md

8 lines
258 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana ireo mpitarika Jiosy no mitady ny Soratra Masina?
Mitady izany izy ireo satria nieritreritra fa ao amin'ireo no ananan'izy ireo ny fiainana mandrakizay.
# Iza no ambaran'ny Soratra Masina?
Ny Soratra Masina dia manambara mahakasika an'i Jesosy.