forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
322 B
Markdown
8 lines
322 B
Markdown
|
# Inona no nambaran'i Jesosy momba ny sakafony?
|
||
|
|
||
|
Jesosy nilaza fa ny sakafony dia ny manao ny sitrapon'ilay iray izay naniraka Azy sy manatanteraka ny asany.
|
||
|
|
||
|
# Inona no tombon-tsoan'ny fijinjana?
|
||
|
|
||
|
Mahazo karama ireo mpijinja ary manangona vokatra ho amin'ny fiainana mandrakizay, ka hiara-paly ny mpamafy sy ny mpijinja.
|