plt_tq/jhn/04/06.md

12 lines
340 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no tonga teo amin'ny fatsakan'i Jakoba raha mbola teo i Jesosy?
Nisy vehivavy Samaritana iray nanatona teo mba hanovo rano.
# Inona no nolazain'i Jesosy voalohany tamin'ilay vehivavy Samaritana?
Hoy izy taminy hoe: "Mba omeo rano Aho ho sotroiko."
# Taiza ireo mpianatr'i Jesosy?
Lasa tany an-tanàna izy ireo mba hividy sakafo.