forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
324 B
Markdown
8 lines
324 B
Markdown
|
# Nahoana no nino ny anaran'i Jesosy ny maro?
|
||
|
|
||
|
Nino izy ireo satria nahita ireo famantarana mahagaga rehetra nataony.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana Jesosy no tsy natoky ireo olona?
|
||
|
|
||
|
Tsy natoky ireo olona Izy satria fantany avokoa ny olona rehetra, ny momba azy ireo, ary satria tsy nila na iza na iza hanambara taminy momba ny olombelona Izy.
|