plt_tq/jhn/01/49.md

8 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'i Natanaela momban'i Jesosy?
Hoy Natanaela hoe: "Raby, Ianao ilay zanak'Andriamanitra! Ianao no mpanjakan'Israely!".
# Inona no nolazain'i Jesosy fa ho hitan'i Natanaela?
Jesosy niteny tamin'i Natanaela fa izy dia hahita ny lanitra hisokatra, sy ireo anjelin'Andriamanitra hiakatra sy midina eo ambonin'ny Zanak'Olona.