forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
324 B
Markdown
4 lines
324 B
Markdown
|
# Toy ny ahoana ny fandraisan'i Evila-merodaka an'i Joiakina rehefa nivoaka ny fonja izy?
|
||
|
|
||
|
Niresaka tsara taminy izy ary nanone toerana ambony azy. Nanala ny akanjon'ny voafonjany izy ary niara nisakafo taminy teo amin'ny latabany ary nanome hanina ara-dalàna isan'andro izy tamin'ny andro sisa niainany ambara-pahafatiny.
|