forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
208 B
Markdown
4 lines
208 B
Markdown
|
# Inona no novalian'i Yaveh tamin'ireo Israelita?
|
||
|
|
||
|
Hisolo vava anareo Aho ary hitondra valifaty ho anareo eo amin'i Babylona. hanamaina ny loharanony Aho ary hamadika azy ho tany lao izay tsy hisy mipetraka.
|