forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
418 B
Markdown
8 lines
418 B
Markdown
|
# Nahoana Yaveh no mamaritra ireo olona toy ny ondry very?
|
||
|
|
||
|
Namaritra azy ireo ho toy ny ondry very Yaveh satria ireo mpiandry ondrin'izy ireo dia nitarika azy ireo tany amin'ny lalan-diso ary nanadino ny tany niaviny.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'ireo mpifanandrina amin'izy ireo mahakasika ny antony namongoran'izy ireo ny olon'i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Ireo mpifanandrina dia nilaza izany satria ny olon'i Yaveh dia nanota tamin'i Yaveh.
|