forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
345 B
Markdown
8 lines
345 B
Markdown
|
# Inona no ho ataon'i Yaveh satria tezitra tamin'ny vahoakan'i Elama Izy?
|
||
|
|
||
|
Handefa ireo fahavalo Izy hanorotoro azy ireo ary hitondra loza eo amin'izy ireo, hamono azy ireo, ary hamongotra tanteraka azy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Indray andro any aoriana, inona no ho ataon'i Yaveh amin'ny vahoakan'i Elama?
|
||
|
|
||
|
Hamela azy ireo hiverina any amin'ny taniny izy ireo.
|