plt_tq/jer/48/36.md

4 lines
238 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Toy ny ahoana no namoahan'ireo vahoakan'i Kira-haresa ny fahorian'izy ireo noho ny fahalasan'ireo harenany?
Nanaratra ny lohany sy ny volombavany izy ireo, nanapaka ny tanany, ary nanao akanjo fisaonana nanodidina ny valahan'izy ireo.