plt_tq/jer/48/18.md

4 lines
244 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tokony ataon'ny olona ao amin'ny tanànan'i Dibona sy Aroera?
Tokony hahatsikaritra izy ireo fa voatafika sy hahita ireo olona izay mitsoaka. Tokony hidradradradra, hitomany, ary hihikam-pamonjena izy ireo satria efa foana i Moaba.