plt_tq/jer/42/20.md

4 lines
249 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ireo olona no hivarotra ny ain'izy ireo raha mankany Egypta?
Hivarotra ny ainy izy ireo satria izy ireo dia nangataka tamin'i Jeremia ny mba hanomezana ny hafatr'i Yaveh, saingy izy ireo dia tsy nanao izay nasain'i Yaveh nataon'izy ireo.