plt_tq/jer/40/13.md

8 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nanontanian'i Johanana sy ny tafika mpifehy rehetra an'i Gedalia tany Mizpa?
Nanontany azy izy ireo raha fantany fa i Balisa mpanjakan'i Amona dia efa nandefa an'Ismaely hamono azy.
# Ahoana no eritreritr'i Gedalia momban'ny zavatra izay nolazain'i Jonatana sy ireo tafika mpifehy taminy
Tsy nino azy ireo izy.