plt_tq/jer/40/09.md

4 lines
269 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Gedalia tamin'ireo mpifehin'ireo miaramila Jodeana sy ireo lehilahiny fa ho ataon'izy ireo?
Nilaza izy fa raha manompo ireo manam-pahefana Kaldeana sy ny mpanjakan'i Babylona izy ireo ka hiaina indray ao amin'ilay tany dia ho hilamina izy ireo.